-Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana -Ny alin’ny 26 hifoha 27 Janoary 2026 dia nisy halatra moto roa nitranga tao amin’ny fokontany « samy bômba » Fenoarivo Atsinanana. Nisy nampandre ny Polisimpirenena mahakasika io tranga io ka nisy avy hatrany ny fikarohana
