– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. – Ny 28 Janoary 2026 tokony ho tamin’ny 09 ora maraina, lehilahy vahiny iray no nosamborin’ny Polisimpirenena avy ao amin’ny PPA3 Ilanivato tao amin’ny toeram-pisotroana iray eny Tanimenabe Ilanivato noho ny raharaha halatra izay nazahoana
