FIARAHA-MIDINIKA EO AMIN’NY POLISIMPIRENENA SY NY FILOHAN’NY KOPERATIVA FITATERAM-BAHOAKA ETO ANDRENIVOHITRA SY IVELAN’ANTANANARIVO.

– Manoloana ny savorovoro niseho teo amin’ny zotra 194, izay nitarika fanohintohinana ny fifamoivoizana teny Ampasampito ny marainan’ny 03 Febroary 2026, dia nanatanteraka fihaonana sy fifanakalozan-kevitra ny Polisimpirenena niaraka tamin’ireo filohana koperativa mpitatitra eto an-drenivohitra sy ireo ivelan’Antananarivo. – Notarihin’ny