-Ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina. -Tao anatin’ny hetsika « Opération MAHOMBY » dia lehilahy miisa telo no voasambotry ny Polisy misahana ny heloka ara-toekarena sy ny ady amin’ny zava-mahadomelina avy ao Mahajanga ny 29 janoary 2026 tao amin’ny fokontany Aranta noho ny resaka
