– Ady amin’ny fipariahan’ny zava-mahadomelina. – Ny Talata 04 febroary 2026, nandritra ny fidinana nataon’ireo Polisy avy ao amin’ny FIP Alaotra Mangoro dia vehivavy iray mpivarotra rongony ao amin’ny fokontany Tsarahonenana, Kaominina Ambonivohitra Moramanga no tratra tao amin’ny trano fonenany
