Ady amin’ny herisetra atao amin’ny zaza tsy ampy taona 📍Lehilahy iray no voasambotry ny Polisim-pirenena ao amin’ny Kaomisarian’i Maevatanana ny marainan’ny 10 Febroary 2026, noho ny fanolanana zazavavy kely vao 6 taona monja. ♦️Ny alin’ny 09 Febroary 2026 no nitrangan’ny
