👉Ady amin’ny fanaovana hosoka. 🎯Voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny Kaomisaria Mananjary ny lehilahy iray 30 taona ny 10 febroary 2026. Vokatry ny angom-baovao voarain ‘ny Polisy no nahafahana nanamarina fa manaparitaka vola sandoka tany an-toerana ity lehilahy ity. ♦️Natao
