TOAMASINA, FIARAHA-MIORY AMIN’NY FIANAKAVIAN’NY POLISY NAMOY NY AINY SY FANAMPIANA IREO POLISIMPIRENENA TRABOINA VOKATRY NY RIVODOZA GEZANI, TSY MANADINO AZY IREO NY MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA

-Fitsinjovana ny lafiny maha olona -Ny 13 Febroary 2026 hariva dia nitsidika sy naneho fiaraha-miory tamin’ny fianakavian’ny Polisy nodimandry, ny Brigadier Chef de Police RATIVOSON Charles tao Tsarahonenana ny delegasionan’ny Polisimpirenena notarihin’ny Tale Jeneralin’ny Polisimpirenena, ny Contrôleur Général de Police

TONTOSA TENY AMIN’NY SEKOLIM-PIRENENA AMBONY HO AN’NY POLISY (ENSP) IVATO NY LANONANA FAMETRAHANA NY GALONA HO AN’IREO POLISIMPIRENENA NAHAZO LAHARAM-BONINAHITRA COMMISSAIRE DE POLICE SY OFFICIER DE POLICE ARY INSPECTEUR DE POLICE.

– Fijerena ny lafiny maha olona. ‎- Tontosa ny Sabotsy faha 14 Febroary 2026 teny amin’ny Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy (ENSP) Ivato , ny lanonana ofisialy fametrahana galona ho an’ireo Polisimpirenena niakatra laharam-boninahitra ho Commissaire de Police, Officier de