ANTOHOMADINIKA I.V.O : OLONA EFATRA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA, NAMPIDIRINA AM-PONJA VONJIMAIKA NOHO NY FIVAROTANA SY FIDOROHANA ZAVA-MAHADOMELINA « RÔRÔ »

-Ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina. -Taorian’ny angom-baovao voarain’ny Sampandraharaham-paritry ny Filaminambahoaka misahana ny fandikan-dalàna ara-toekarena Analamanga dia olona efatra, ahitàna lehilahy telo sy vehivavy iray, no voasambotra tamin’ny herinandro lasa teo, teny Antohamadinika I.V.O. -Fantatra fa ireto andian’olona ireto no mpivarotra