-Ady amin’ny tsy fandriampahalemana -Lehilahy roa no voasambotry ny Polisin’ny UIR miasa ao amin’ny Kaomisaria Foibe Avaradrano, teny amin’ny manodidina ny reniranon’i Imamba, tsy lavitra ny toby famatsiana solika Jovenna, ny alin’ny 15 febroary 2026. -Nisy antso vonjy nataon’olona iray
