ANTALAHA : OLONA TELO VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA, NAHITANA ENTANA HALATRA MAROBE TAO AN-TRANONY

👉Ady amin’ny halatra isan-karazany đź“©Taorian’ny vaovao marim-pototra voarain’ny Polisimpirenena tao Antalaha ny Alatsinainy 23 Febroary 2026, izay nilaza fa misy olona mitazona entana halatra ao Ambohimena Andranovato, dia nanao velam-pandrika avy hatrany ny Polisy mba hisamborana ireo olon-dratsy. ➡️Vokatr’izany, voasambotra