-Voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny Poste de Police( PPA )Ilanivato tetsy Ampasika ny lehilahy iray 22 Febroary 2026, noho ny halatra nataony tamin’ny mpampiasa azy. -Efa nahazo ny fitokisan’ny mpampiasa azy ity lehilahy ity ka nasaina nanatitra vola vidin’entana
