TOAMASINA : NITETY IREO TOBY SY BIRAO MISY NY POLISIMPIRENENA NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA, NANKAHERY IREO MPIARA-MIASA ARY NANOME TOROMARIKA AMIN’NY FIATREHANA HATRANY NY ASA.

– Tonga nitsidika sy nihaona mivantana tamin’ireo Polisimpirenena ao Toamasina ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL, ny 25 Febroary 2026. – Nandritra ny fitsidihana dia nankahery ireo mpitandro filaminana miasa eny ifotony izy, ary nanamafy