DISTRIKAN’I FARAFANGANA, FOKONTANY MAHABO, KAOMININA ANOSIVELO, TAFAVERIN’NY POLISIMPIRENENA SOAMANTSARA IREO OMBY MIISA 06 NANGALARIN’NY DAHALO

-Ady amin’ny tsy fandriampahalemana sy ny halatra omby. -Nitrangàna halatra omby tao amin’ny fokontany Mahabo, kaominina ambanivohitra Anosivelo Farafangana, ny marainan’ny Alatsinainy faha-30 Martsa 202. -Nampandre ny Polisin’ny FIP manao sakana tao Anosivelo ireo Fokonolona ka raikitra ny fanarahan-dia miaraka.

DRSP VAKINANKARATRA : NANENTANANA AN’IREO MPAMPIASA LALANA AO ANTSIRABE AN-TAMPONTANANA AMIN’NY FITANDREMANA SY FANAJANA NY LALANA MIFEHY NY FIFAMOIVOIZANA.

-Notanterahina nanomboka ny 30 Martsa 2026, nanomboka tamin’ny 4 ora hariva, ny hetsika fidinana ifotony nataon’ny Polisimpirenena miasa ao Antsirabe, izay nifantoka tamin’ny fanentanana ireo mpampiasa ny lalam-bahoaka rehetra, indrindra fa ireo mpitondra posy sy ireo fiara fitateram-bahoaka mifamezivezy. -Ity