– Samy efa nahavita ny fikaonan-doha isam-paritra avokoa ireo Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka manerana ny Nosy ahafahana manambatra ny hevitra entina eo amin’ny fikaonandoham-pirenena ho an’ny Polisimpirenena Malagasy. – Hiroso amin’ny fikaonandoham-paritra ny Polisimpirenena eto Analamanga ny Zoma 10 Aprily 2026
