-Ady amin’ny tsy fandriampahalemana. - Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena ao amin’ny Faritra Vakinankaratra amin’ny fanatanterahana ny « Opération Mahomby » . Olona telo nangalatra moto indray no tratran’ny Polisimpirenena. – Ny 11 Martsa 2026 no nisy halatra miaharo vaky trano
