Ady amin’ny fiparitahan’ny zavamahadomelina ➡️Fanomezam-baovao avy amin’olona tsara sitrapo no nahafantarana fa misy olona mpivarotra rongony sy mamporisika tanora amin’ny fidorohana zava-mahadomelina ao amin’ny fokontany Cosmos Antsiranana ka nanaovan’ny Polisy velam-pandrika ny hahatratrarana azy ireo. ➡️Ny 14 Janoary 2025 dia
