– Nidoboka am-ponja vonjimaika eny Tsiafahy ilay lehilahy 25 taona namono mpitondra taxi teny Alasora, voasambotry ny Polisy ny 25 Desambra lasa teo, rehefa niakatra fampanoavana androany teny amin’ny tribonaly Ambaratonga Voalohany Avaradrano. Niaiky ny helony moa ity mpamono olona
