POLISIMPIRENENA MALAGASY-TAEKWON-DO ITF : MISY HATRANY NY FIARAHA-MIASA : NANOLOTRA FANOMEZANA HO AN’IREO ZAZA KAMBOTIN’NY POLISIMPIRENENA IREO MPIKAMBANA

– Tontosa tetsy amin’ny Gymnase Ankatso ny 20 Desambra 2025 maraina ny hetsika fampisehoana haiady nokarakarain’ny fikambanana Association Nationale Madagascar ITF Heng De. – Anisan’ireo mpiara-miasa akaiky amin’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka sy ny Polisimpirenena eo amin’ny sehatry ny fampiofanana momba ny

SEKOLY MANOFANA HO INSPECTEURS SY AGENTS DE POLICE (ENIAP) ANTSIRABE, POLISY NAHAVITA FIOFANANA MIISA 1145, ANDIANY VAOVAO MISALOTRA NY ANARANA « MANEVA » : MATURITE-ASSIDUITE-NEUTRALITE-EXECUTION-VOLONTE-ACTION ; IZAY VAO NAHAVITA FIOFANANA NO HANATEVIN-DAHARANA NY POLISIMPIRENENA

– Inspecteurs de Police miisa 149 sy Agents de Police miisa 996 avy amin’ny Andiany MANEVA no nahavita ny fiofanana teo anivon’ny ENIAP Antsirabe ka nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny Zoma 19 Desambra 2025. – Ahitana vehivavy miisa 154 ity

FILAZANA FIKAROHANA: RAFIDIMAHEFA Bertoni

– Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Fitaleavamparitry ny Filaminanbahoaka Boeny ao Mahajanga na hiantso ity laharana finday ity : -034 05 529