Miarahaba ny mpiara-miasa rehetra ato amin’ny Polisimpirenena malagasy

â˜Ș Nandalo iny volana Ramadan iny tao anatin’ny filaminana isika rehetra. Tonga ity ny famaranana izany volana masina izany. 🕌 Ankehitriny ary dia miarahaba manokana antsika mpino silamo rehetra ato amin’ny Polisimpirenena ny Fitantanana ato amin’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. đŸ‘łđŸ‘źâ€â™‚ïž Niaina

NANOMBOKA NY FIOFANANA MOMBA NY « DIRECTION ET CONTROLE DES ENQUETES JUDICIAIRES » IREO COMMISSAIRES DE POLICE MIISA 30 SY OFFICIERS DE POLICE MIISA 50 AVY AMIN’NY ANDIANY MANAMPI

👼Commissaires de Police miisa 30 sy Officiers de Police miisa 50, izay nivoaka tamin’ny andiany « MANAMPI » teny amin’ny ENSP na ny « Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy » Ivato ny 14 Desambra 2024 lasa teo no manaraka fiofanana momba ny « Direction et

POLISY 31 MIANADAHY MANARAKA FIOFANANA MAHAKASIKA NY ASAN’NY POLISY FANARAHAMASO NY SISIN-TANY SY NY HABAKA (PAF)

✅Ho fanantanterahana ny politikam-panjakĂ na amin’ny fanavaozana sy ny fanatsarĂ na ny fomba fiasa eny anivon’ny seranam-piaramanidina, sy ho fijerena ny lafiny maha olona eo amin’ny fitantanan-draharaha eto anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka dia Polisy miisa 31 mianadahy indray no niatrika fiofanana nanomboka ny

HETSIKA BEMIDINA : MIISA 22 NO VOASAMBOTRY NY POLISY TENY AMBOHIJATOVO SY ISOTRY NY FARAN’NY HERINANDRO TEO, VEHIVAVY NY ROA

👉Ady amin’ny fipariahan’ny zava-mahadomelina, ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. ☑Ahitam-bokany hatrany ny hetsika Bemidina ataon’ny Polisimpirenena hametrahana ny fandriam-pahalemana maharitra. 🎯 Olona miisa 4 tratra ambodiomby nanendaka sy nangarom-paosy teny Anatihazo Isotry sy Ambohipo ka vehivavy ny roa tamin’izany, 1 voasambotra

OPÉRATION BE MIDINA ATAON’NY POLISIMPIRENENA : NIROTSAKA AN-TSEHATRA NANAO FISAFOANA NY TANÀNA NIARAKA TAMIN’NY LEHIBEN’NY DISTRIKA ANTANANARIVO VOALOHANY IREO TOMPON’ANDRAIKITRA EO ANIVON’NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA.

👉Ady amin’ny tsy fandriampahalemana. ☑Ao anatin’ny fanamafisana hatrany ny fandriampahalemana eto Antananarivo Renivohitra, nanatanteraka fidinana ifotony sy fisafoana tamina faritra maro tao amin’ny Boriborintany voalohany, toy ny teny Andavamamba, Anatihazo I sy II, Manarintsoa Centre, Manarintsoa Atsinanana, Manarintsoa Anatihazo, Andavamamba

TAFIAKATRA ETO ANTANANARIVO, ARY MIATRIKA FITSABOANA ETSY AMIN’NY HOPITALY SOAVINANDRIANA ILAY POLISY NARATRA REHEFA NANATANTERAKA IRAKA HO FIAROVANA NY VALAN-JAVABOAHARY AROVANA AO ANJANAHARIBE SUD – ANDAPA NY FIANDOHAN’NY HERINANDRO TEO

👉 Fitsinjovana ny lafiny maha olona eto anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. âžĄïž Nigadona teto Antananarivo, ary miatrika fitsaboana etsy amin’ny Hopitaly Soavinandriana nanomboka ny 19 Martsa 2025 ilay Polisy avy ao amin’ny Hery Vonjitaitran’ny Polisimpirenena (FIP) namita iraka tany Befingotra, ao