


DRSP ANALAMANGA:CSP4 ISOTRY_LEHILAHY IRAY MPAMAKY TRANO VOASAMBOTRA
👮Voasambotry ny Polisy miasa ao amin‘ny CSP4 tetsy Anatihazo Isotry ny lehilahy iray 46 taona ny alin’ny 01 desambra 2024 tokony ho tamin’ny 03 ora maraina noho ny resaka halatra. 👉Manohy ny ezaka fampandriam-pahalemana ny faritra iadidiany hatrany ny Polisimpirenena.

DRSP ANALAMANGA:CSP2 AMBOHIJATOVO-CSP 5 MAHAMASIMA_LEHILAHY TELO MPANGALATRA MOTO VOASAMBOTRA
👮Tra-tehaky ny Polisy miasa ao amin‘ny CSP2 Ambohijatovo tetsy Ambohipo ny lehilahy roa noho ny resaka halatra moto. 👉Ny 01 Desambra 2024, tamin’ny 01 ora tolakandro dia nahazo vaovao ny Polisy mahakasika ny fahaverezana moto izay nitranga ny 28 Jolay

DFIP SCFIP:JIOLAHY IRAY MPANDROBA CASH POINT VOASAMBOTRA TENY MANJAKA ILAFY
👮Voasambotry ny Polisin‘ny USI teny Manjaka Ilafy ny lehilahy iray ny 30 novambra 2024 lasa teo noho ny resaka fanafihana « cash point ». 👉Raha tsiahivina, dia nisy « cash point » niharan’ny fanafihana mitam-piadiana teny Manjaka Ilafy ny 30 aogositra 2024 lasa teo,

ANKOAY, TARANJA BASKET 3×3:NITSODRANO AZY IREO NY FITONDRAM-PANJAKANA
🏀Tonga nitsidika sy nanome tso-drano ary nanolotra vola ho fanohanana ireo mpilalao ao amin’ny ANKOAY 3×3 lahy sy vavy tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny mpikambana vitsivitsy ao amin’ny governemanta, solotena avy amin’ny Fitondram-panjakana. Nitarika azy ireo ny Minisitry ny

DPE/STUP
👮Olona miisa 5 no voasambotry ny Polisin’ny STUP ny 26 novambre 2024. Ny iray teny Andoharanofotsy ary ny 4 teny amin’ny Fasan’ny karana. 👉Naharay loharanom-baovao marim-pototra ny Polisy miasa ao amin’ny STUP Anosy fa misy olona mivarotra sy mifoka rongony

DRSP MATSIATRA AMBONY_LEHILAHY 02 TΟΜΡΟΝΆΝΤΟΚΑ TAMIN’NY FAMONOANA ZAZAVAVIKELY TANY FIANARANTSOA, NAMPIDIRINA ENY TSIAFAHY
👉Ny alahady 17 novambra 2024 teo, zazavavikely 05 taona no tsy hita popoka, ka ny ampitson’iny hita tao anaty gony teny amin’ny dabam-pako teny Anjoma Fianarantsoa izy, saingy efa tsy nisy aina intsony. ✅Olona tsara sitra-po no tonga nitoroka teo

DRSP ATSINANANA_CSP VATOMANDRY:OLONA ROA NOSAMBORIN’NY POLISY MIASA AO AMIN’NY KOMISARIA VATOMANDRY NOHO NY RAHARAHA VAKY TRANO
👉Ny 05 Novambra 2024 teo dia tonga tao amin’ny Komisaria Vatomandry ny olona iray, nametraka fitoriana mikasika ny fahavakisan’ny tranony tao Ampandranety, Kominina Vatomandry, tokony ho tamin’ny 7 hatramin’ny 11 ora maraina. 👮Rehefa nanokatra ny fanadihadihana ny Polisy teo anivon’ny

DRSP VATOVAVY_CSP MANANJARY/FANAPARITAHANA VOLA SANDOKA
👉Niely ny resaka tao an-tananan’i Mananjary fa misy olona manaparitaka sy mivarotra vola sandoka ary efa nitombo isa ireo voafitaka tamin’izany tonga nitaraina tany amin’ny fokontany. 👮Niroso tamin’ny fanadihadiana sy nametraka vela-pandrika ny Polisimpirenena ka voasambotra teny amin’ny seranan’Andovosira ny

ENIAP ANTSIRABE_MPIANATRA POLISY ANDIANY FAHA 30 : NANOMBOKA ANDROANY NY FIOFANANA HO AN’IREO SOKAJY « INSPECTEUR DE POLICE »
👮Nanomboka omaly Alahady 24 Novambra 2024 tamin’ny 09 ora ny fidirana ho an’ireo Mpianatra ho Polisy andiany faha 30 sokajy « Inspecteur de Police » raha ny faha 08 Desambra 2024 ho avy izao ho an’ireo Mpianatra sokajy « Agents de Police » ✅Izy

FAMPIOFANANA MPAMPIOFANA MIKASIKA NY FIAROVANA NY ANKIZY SY NY ADY AMIN’NY HERISETRA MIFOTOTRA AMIN’NY MAHALAHY NA VAVY.
👉Fiofanana nitohy naharitra telo andro, ny alarobia 20 novambra ka nifarana ny zoma 22 novambra 2024 tao amin’ny « HOTEL LE PAVE » Antaninarenina, izay nokarakarain’ny UNICEF. Izany fiofanan izany dia mahakasika ny fiarovana ny ankizy sy ady amin’ny herisetra

DRFC-SCPMPM ANOSY-BFP_ADY AMIN’NY HERISETRA MIFOTOTRA AMIN’NY MAHALAHY NA VAVY
✅Nifarana androany zoma 22 Novambra 2024 ny fiofanana mahakasika ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy (Violence Basée sur le Genre) ho an’ny ny Polisy vehivavy andiany SANDRATRA, tao amin’ny Cercle Mess de la Police Nationale