PN / FARITRA MENABE: NAHAZO FOTODRAFITRASA VAOVAO

✅️ Tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny politikan’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka mikasika ny fitantatana ifotony ny filaminana ny fananganana fotodrafitr’asa vaovao. 🏠 Arak’izany dia nisy ny fanolorana trano fiasana vaovao ho an’ny Filaminam-bahoaka any amin’ny faritra Menabe ny Asabotsy 07 oktobra lasa

FANKALAZANA NY FAHA 62 TAONAN’NY POLISIM-PIRENENA: HAZAKAZAKA ARA-PIRAHALAHIANA SY KERIMESY NO NANAMARIHANA NY FAHA 62 TAONA NY ASABOTSY 30 SEPTAMBRA , MBOLA HITOHY ANDROANY KOSA NY KERIMESY

👮‍♂️👮‍♀️Polisy manodidina ny 700 mahery no naneho ny firaisan-kinany tamin’ny alalan’ny hazakazaka teny Ivato ho fanohizana ny hetsika fanamarihana ny fankalazana ny faha 62 taonan’ny Polisim-pirenena. Nanomboka teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny hazakazaka ary nifarana teny amin’ny Sekoly Ambonin’ny Polisy

FIAKARANA GALONA EO ANIVON’NY POLISIM-PIRENENA : POLISY MIISA 08 NAHAZO NY GALONA COMMISSAIRE DE POLICE RAHA 12 KOSA NO NIAKATRA HO OFFICIER DE POLICE.

✅️ Notanterahina tetsy amin’ny Toby Hery vonjy taitran’ny Polisim-pirenena « Camp Contrôleur Général de Police RAZAFINDRAZAKA Berthin tetsy Antanimora ny fametrahana galona ho an’ireo Polisy miisa 20 . 👮‍♂️👮‍♀️ 08 Mianadahy no nakarina ho Commissaire de Police ary 12 kosa nahazo

ENSP IVATO / FAMOAHANA NY ANDIANY VINA : MIISA 20 IREO NAHAZO NY GALONA COMMISSAIRE DE POLICE RAHA 30 KOSA NY OFFICIER DE POLICE

Notanterahina androany ny lanonana famoahana ho Polisy an’ireo 50 mianadahy mitondra ny anarana andiany « VINA » rehefa nahavita niatrika ny fiofanana nandritra ny 2 taona teo anivon’ny Sekoly ambonin’ny Polisim-pirenena. 👮‍♂️👮‍♀️️ Ho an’ny sokajy « Commissaire de Police » dia miisa roapolo (20)