✅ Notanterahina tao amin’ny trano fonenan’ny Commissaire Central ao Morondava ny 18 Aprily 2025, ny fandraisana ny fantsakana iray izay naorina sy natolotry ny fikambanana Levier de Menabe ho an’ny Polisimpirenena. Fotodrafitrasa maharitra, ho an’ny Polisy ary Natao ho an’ny
