LOZAM-PIFAMOIVOIZANA TAO ANTSAPAZANA MORAMANGA : NITSIDIKA IREO NARATRA SY NITSAPA ALAHELO NY HAVAN’IREO NAMOY NY AINY NY TEO ANIVON’NY GOVERNEMANTA.

✅ Tonga nitsidika tao Antsapazana, lalam-pirenena faha-2 (RN2), ny 15 oktobra 2026, ireo Minisitra solontenan’ny governemanta taorian’ny lozam-pifamoivoizana nitranga teny an-toerana omaly 13 oktobra 2026, ka nahafatesana olona fito. ✅ Nijery ny toerana nitrangan’ny loza izy ireo, ary nanolotra fanampiana

FIOFANANA MITOHY EO ANIVON’NY POLISIMPIRENENA : FANOKAFANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY FIOFANANA MOMBA NY FANADIHADIANA ARA-TEKNIKA SY NY POROFO NOMERIKA.

– Ady amin’ny heloka bevava anabaka. – Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 12 Oktobra 2026 ny fiofanana ho fampitomboana ny fahaiza-manaon’ireo mpikaroka fandikan-dalàna momba ny heloka bevava anabaka, izay notanterahina tao amin’ny Fitaleavana misahana ny Fiofanana mitohy (DRFC) Antanimora, ary