👮♂️ Lehilahy iray 49 taona no voasambotry ny Polisy tao amin’ny banky iray teny Tsianolondroa Fianarantsoa, ny 25 Aogositra 2026, noho ny raharaha fisolokiana an’anabaka, fisandohana, fidirana tsy ara-dalàna amin’ny kaonty banky ary fanodikodinam-bola. 🔎 Ny banky no nametraka fitoriana
