ANTSIRANANA : NOTOLORANA FAKÀN-TSARY FANARAHA-MASO NY SERANAM-PIARAMANIDINA IRAISAM-PIRENENA AO ANTSIRANANA, IZAY HO AMPISAIN’NY POLISIMPIRENENA

🚨 Tontosa ny Alarobia 19 Aogositra 2026 ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ireo fakàn-tsary fanaraha-maso (caméras de surveillance) miisa 30 ho an’ny Polisimpirenena . ©️ Ny orinasa MADA-OZI, mpiara-miombon’antoka amin’ny Polisimpirenena eo amin’ny sehatry ny e-Visa no nanome izany izay