🛡️ Ady amin’ny fandikan-dalàna sy ireo halatra isan-karazany 🚔 BEHORIRIKA – SOARANO – TSARALALANA : Nanao hetsika manokana tamin’ny fanamiana sivily teny Behoririka, Soarano ary Tsaralalàna ny Polisy avy ao amin’ny UIR Kaomisaria Foibe Tsaralalàna, ny marainan’ny Alakamisy 01 Oktobra
