Ady amin’ny fakana an-keriny zaza varira -Zaza varira iray no nalain’ireo olon-dratsy mpaka an-keriny tao Soafiadanana, Marofinaritra, Kaominina Ambonivohitr’i Mananjary ny alin’ny 06 Aogositra 2025. Niroso tamin’ny fanadihadiana avy hatrany ny Polisimpirenena ka olona roa isan’ny mpiray tsikombakomba tamin’ity raharaha
