Ady amin’ny fanendahana sy sinto-mahery ➡️Avy nanao sinto-mahery findain’olona nandalo teny Anosy mihitsy ity jiolahy ity no hitan’ireo Polisy ka raikitra ny fanenjehana azy, ny antoandron’ny 21 Jolay 2025. Tsy lasa lavitra fa teo akaiky teo ihany izy dia voasambotra
