– Fisorohana ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy – Nanatanteraka fanentanana momba ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy (VBG) tao amin’ny Tobin’ny Bataillon d’Infanterie Mangarivotra, Manakara ny Brigade Féminine de Proximité any
