– Ady amin’ny tsy fandriampahalemana. – Mitohy ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena ao Fianarantsoa amin’ny famongorana ny asan-jiolahy. Jiolahy miisa valo no saron’ny Polisimpirenena tamin’ny alalan’ny fanaraha-maso sy ny fanangonam-baovao marim-pototra. – Ny 10 aprily 2026, rava ny tambajotran- jiolahy iray
