👉Fiofanana nitohy naharitra telo andro, ny alarobia 20 novambra ka nifarana ny zoma 22 novambra 2024 tao amin’ny « HOTEL LE PAVE » Antaninarenina, izay nokarakarain’ny UNICEF. Izany fiofanan izany dia mahakasika ny fiarovana ny ankizy sy ady amin’ny herisetra
