– Nanolotra fitaovana ho an’ny polisimpirenena Malagasy ny governemanta Amerikana ny Alarobia 25 Martsa 2026, tohin’ny fanavaozana ireo fitaovana fanaraha-maso ny fivezivezena eny amin’ny sisin-tany na PISCES mitentina 1 000 000 dolara amerikana (4 180 000 000 Ariary). Ny Lefitry
