✅️ Lehilahy iray 38 taona no voasambotry ny Polisin’ny Cybercriminalité ny 25 oktobra 2024 lasa teo noho ny resaka fangalarana vola ao amin’ny kaonty Mvola amin‘ny « puce » very. ✅️ Ny 26 septambra 2024 lasa teo dia naharay fitarainana ny Polisy
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
✅️ Lehilahy iray 38 taona no voasambotry ny Polisin’ny Cybercriminalité ny 25 oktobra 2024 lasa teo noho ny resaka fangalarana vola ao amin’ny kaonty Mvola amin‘ny « puce » very. ✅️ Ny 26 septambra 2024 lasa teo dia naharay fitarainana ny Polisy
✅️ Nidina tany Antsapanana, Distrikan’i Brickaville ny BFP Toamasina ny 26 oktobra 2024 teo nanentana ny mponina mahakasika ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy sy maha vavy. ✅️ Ny fanazavana ireo karazana sy endrika isehoan’ny herisetra, ny fandraisana an-tanana ataon’ny
✅️ Nitsidika ny laboratoaram-pikarohana siantifika elektronika tao amin’ny ENSP Ivato ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, sy ireo mpiara-miasa aminy omaly 26 oktobra 2024. ✅️ Nanadihady ny hampiasana ireo fitaovana vao azo ary nanafatra ny
✅️ Nanolotra fitaovana toy ny solosaina ho an’ny Polisimpirenena malagasy ny ONUDC na ny sampandraharaha ao amin’ny firenena mikambana miady amin’ny zava-mahadomelina sy ny fandikan-dalàna androany 24 oktobra 2024 tetsy Anosy. ✅️ Fitaovana ho an’ireo sampandraharaha misehatra amin’ny ady amin’ny
✅️ Notoloran’ny Governemanta sinoa fitaovana ny Polisimpirenena malagasy izay ao amin’ny Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy Ivato no nametrahana azy. Koa androany 20 oktobra 2024 dia nitsidika ny Sekoly izy ireo nijery ny hampiasana ireo fitaovana ireo. ✅️ Nisy ny
✅️ Ho fanatanterahana hatrany ny politikam-panjakana ankehitriny dia manohy ny ezaka amin’ny fanantonana ny vahoaka ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. Io maraina io dia nidina ifotony teny Manjakaray ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo mpiara-miasa
✅ Laharam-pahamehan’ny Fitondram-panjakana ny fanorenana tanàna vaovao izay mihataka ireo tanan-dehibe ka nanombohana izany ny tany Fieferamanga Arivonimamo. ✅️ Nidina tany Fieferamanga ireo tompon’andraikitra ambony avy amin’ny Minisitera maro ho fanombohana ny tetikasa « Ankohonana miarina ». Trano fonenana mendrika miisa 83
𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗[𝒁𝒐𝒎𝒂, 𝒇𝒂𝒉𝒂-4 𝒐𝒌𝒕𝒐𝒃𝒓𝒂 2024] ✅Manamafy ny fametrahana ireo paikady mahomby hanatratrarana ny tanjona kendren’ny Politika ankapoben’ny Fanjakana, sy hivoizana ny kolontsain’ny fandriampahalemana eto Madagasikara ny Vondron-kery telo lehibe misahana izany, dia ny Tafika Malagasy, ny Polisimpirenena ary ny Zandarmariam-pirenena.
👮♂️ Nivoaka io maraina io ny fifaninanana hidirana ho Polisy. Ny lisitra dia azonao jerena eny amin’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka Anosy sy eny anivon’ny Kaomisaria eto an-drenivohitra. ✅️ Ny any amin’ny faritra kosa dia azonao jerena eny amin’ny biraon’ny Fitaleavam-paritry ny
✅️ Tontosa androany 03 oktobra 2024 tetsy amin’ny Espace Anjara fitiavana Anosizato ny atrik’asa hamahana ny olan’ny vahoaka mahakasika ny resaka tsy fandriampahalemana ao amin’ny Boriborintany faha IV. ✅️ Fifanakalozan-kevitra sy fizahana vahaolana niarahan’ny Polisimpirenena tamin’ireo mpisehatra toy ny Solombavambahoaka
✅️ Nofaranana androany maraina teo ny fankalazana ny faha 63 taonan’ny Polisimpirenena. Ho an’ny teto an-drenivohitra dia hazakazaka manodidina ny ranon’Anosy sy lalao ara-panatanjahantena tao amin’ny kianja annexe Barea no nanamarihana izany. ✅️ Polisy maro avy amin’ny sampandraharaha samihafa sy
✅️ Nitsidika sy nitondra fanampiana ho an’ireo zaza kamboty tezain’ny Polisimpirenena ao amin’ny Akany Ambatolampy ramatoa Olga RAJOELINA sy ireo mpiara-dia aminy androany asabotsy 28 septambra 2024. ✅️ Natao izao hetsika izao hoy Ramatoa Olga RAJOELINA mba ho fitsinjovana ireto