-Naharay fitoriana ny Polisimpirenena avy ao Tsiroanomandidy mahakasika halatra nataona mpiasa iray tamin’ny mpampiasa azy tany an-toerana ny 03 septambra 2025. -Tamin’ny alalan’ny fanadihadiana sy fikarohana nataon’ny Polisy avy ao Bongolava dia fantatra fa niakatra tao Antananarivo ilay mpangalatra ka
