TAXIBE ZOTRA 015 NANAO FANDIKAN-DALÀNA TENY MAROROHO TSIMBAZAZA, AZO HORON-TSARY ARY NIELY TAO AMIN’NY FACEBOOK, VOASAMBOTRY NY POLISY NY MPAMILY SY NY MPANAMPY AZY

Ady amin’ny fandikan-dalàna isan-karazany eo amin’ny sehatry ny fifamoivoizana. ✅ Niparitaka tamin’ny tambazotran-tserasera Facebook ny taxibe 015 iray nanao fandikan-dalàna ankitsirano teny Maroroho Tsimbazaza ny 2 Septambra 2025. ✅ Voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny CSP 2 Ambohijatovo sy ny

NODORANA SY NOPOTEHINA IREO ZAVAMAHADOMELINA MAHERY VAIKA « CRYSTAL METHAMPHÉTAMINE » MILANJA 10,9 KG TRATRA TETSY AMPASAMPITO AMBOHIMIRARY NY VOLANA AOGOSITRA LASA TEO, REHEFA NAHAZO ALALANA AVY AMIN’NY FITSARANA

Ady amin’ny fipariahan’ny zava-mahadomelina mahery vaika -Raha tsiahivina dia tratran’ny Polisimpirenena miady amin’ny zava-mahadomelina (Stup) Anosy ny 12 Aogositra 2025 teny Ampasampito Ambohimirary, ny lehilahy iray nivarotra sy nitazona zava-mahadomelina mahery vaika amin’ny karazany “Crystal Methamphétamine” milanja 10,9 kg. Nidoboka

VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA I « MIMI » : JIOLAHY RAINDAHINY, MPAMERIN-KELOKA MALAZA RATSY MPANAO HALATRA MOTO ARY AO ANATY FIKAMBAN-JIOLAHY AO MAHAJANGA

Ady amin’ny asan-jiolahy sy ny tsy fandriampahalemana – Taorian’ny fikarohana natao dia voasambotry ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Unité d’Intervention Rapide (UIR) Mahajanga ny 30 aogositra 2025 tao Tsararano Ambany, Mahajanga, i Mimi, jiolahy raindahiny, efa mpamerin-keloka sady ao anaty