NITONDRA FISAORANA HO AN’IREO POLISIMPIRENENA NIASA NANDRITRA NY SADC NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA

-Notsindrian’ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, manokana nandritra ny fihaonany mivantana tamin’ireo Polisimpirenena niasa tamin’ny fivoriam-ben’ny SADC, ny haitarika miavaka nentin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA nitantanana ireny fotoana ireny ary nahavoafidy azy ho Filoha mpitantanana ny

LEHILAHY IRAY TRATRAN’NY POLISIMPIRENENA TEO AM-PIVAROTANA ZAVA-MAHADOMELINA “METHAMPHETAMINE” TENY AMPASAMPITO

Ady amin’ny fipariahan’ny zava-mahadomelina ✅ Lehilahy iray nitazona sy nivarotra « crystal méthamphetamine” milanja 10,9 kg voasambotry ny Polisin’ny Stup, ny 12 Aogositra 2025. Loharanom-baovao azo avy amin’olona tsara sitrapo no nahafahana nisambotra azy teny Ampasampito Ambohimirary. ✅ Nandritra ny fanadihadiana

TOVOLAHY MAHERY FIHETSIKA MIISA 04 VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA, EFA MALAZA RATSY AMIN’NY FANAKORONTANANA SY FANAOVANA HERISETRA AO MAHAJANGA IZY IRETO

Ady amin’ny herisetra, fampanarahan-dalàna ✅Voasambotry ny Polisin’ny FIP tao Antanimalandy VII ireto tovolahy efatra ireto ny tolakandron’ny 10 Aogositra 2025. Voalaza fa nanao herisetra sy fanakorontanana tao an-tranon’olona iray nanao fety tany an-toerana izy efa-dahy niaraka tamin’ny namany roa hafa.