BC3 – BC4 FANAFIHANA TOKANTRANO IRAY TETSY ANKADINDRAMAMY : VOASAMBOTRY NY POLISY IZY 07 MIANADAHY NANAO ILAY FANAFIHANA NIARAKA TAMIN’NY BASY

✅ 03 andro taorian’ny fanafihana mitam-basy nataon’ireo olon-dratsy tamina tokantrano iray tetsy Ambohidahy Ankadindramamy dia tra-tehaky ny Polisy avokoa ireto jiolahy miandahy miambavy ireto . ✅ Nisy tamin’izy ireo no nanao ny asa fanangonam-baovao mahakasika ilay trano ho tafihina, ny

FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ISRAELIANINA

FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ISRAELIANINA ???? FITSIDIHANA ARA-POMBAM-PANAJANA : NITSIDIKA NY MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA NY AMBASADAORO ISRAELIANINA ?Tonga nitsidika ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka teto amin’ny toeram-piasany teto Anosy ny Masoivohon’ny Israely eto Madagasikara, Andriamatoa Eli Belotsercovsky

CC ATSIMONDRANO – FISAFOANA AN’ELAKELAN-TRANO MANDRITRA NY FAHATAPAHAN-JIRO : MPANENDAKA MIISA ROA TRATRAN’NY POLISY NANENDAKA OLON-DEHIBE

CC ATSIMONDRANO – FISAFOANA AN’ELAKELAN-TRANO MANDRITRA NY FAHATAPAHAN-JIRO : MPANENDAKA MIISA ROA TRATRAN’NY POLISY NANENDAKA OLON-DEHIBE ✅ Ray aman-dreny 62 taona no noendahin’izy roalahy ireto teny Ambohimanatrika, omaly tokony ho tamin’ny 08ora hariva ?‍♂️? Ny Polisim-pirenena izay manamafy ny fisafoana