– Lehilahy miisa efatra no voasambotry ny Polisimpirenena ao Mahajanga noho ny heloka samihafa, ny iray tratra nanao fisolokiana; ny iray tratra nidoroka « rôrô »; ny roa ambiny kosa tratra ambodiomby nangalatra kojakojana fiara mipetraka eny amin’ny fiantsonana.
– Ankoatran’ny hetsika manokana izay ataon’ny Polisimpirenena ao Mahajanga dia teo ihany koa ny fahatokisan’ny olom-pirenena ka manome loharanom-baovao amin’ireo mpanao ratsy.
– Ny Polisy moa dia mitazona hatrany ny tsiambaratelo momba ireny olona tsara sitra-po ireny.

 

MAHAJANGA : OLONA EFATRA VOASAMBOTRA TAMIN’NY HELOKA SAMIHAFA TAO ANATIN’ NY HETSIKA FANAFOANANA NY ASAN-JIOLAHY AO MAHAJANGA.

Vous pourrez aussi aimer