👮‍♂️ Lehilahy iray no voasambotry ny Polisy tao Soamahamanina, Tsiroanomandidy, ny 28 Aogositra 2026 noho ny fivarotana rongony.
🔎 Nandritra ny fidinana ifotony nataon’ny Polisy dia fonosana rongony 30 isa, efa voaomana hamidy, no tratra tao an-tranon’ilay voarohirohy.
🚔 Nentina avy hatrany tao amin’ny biraon’ny Polisy ilay lehilahy, niaraka tamin’ireo rongony tratra ka hatao andrimaso sy nanokafana famotorana.
📢 Entanina hatrany ny rehetra hahasahy hitoroka ireo mpanao ratsy eny anivon’ny fiaraha-monina hahafahana mametraka fandriam-pahalemana maharitra

TSIROANOMANDIDY: MPIVAROTRA RONGONY IRAY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

Vous pourrez aussi aimer