MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA : NAHAZO MPANENDAKA TETSY ANOSY

Avy niasa handeha hamonjy fodiana ny Minisitry ny filaminam-bahoaka no nifanojo tamin’ny mpanendaka efa nifanenjehan’ny olona avy any amin’ny sekoly Masina Misely Amparibe. Tsy nisalasala izy nidina ny fiara ka nanenjika ity olon-dratsy narahan’ireo olona avy ato aoriana . Tratrany tokoa ity mpanendaka izay mbola nitana ilay finday halatra ka avy hatrany dia noentina namonjy ny kaomisarian » boriborintany fahadimy tetsy Mahamasina. Ilay finday kosa dia azon’ny tompony teo noho eo ihany

MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA : NAHAZO MPANENDAKA TETSY ANOSY

Vous pourrez aussi aimer