👉Voasoroka ny vaky trano nokasain’ny lehilahy iray 29 taona teny ambolokandrina ny 2 Janoary 2025 tamin’ny 1 ora maraina. đź‘®Mbola teo am-panaovana ny asa ratsiny ity mpamaky trano ity no tonga teny an-toerana ireo Polisy miasa ao amin’ny CSP2 Ambohijatovo,
