Ady amin’ny herisetra -Nidina ifotony tao amin’ny Kolejy Notre Dame d’Isalo, Ranohira, ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Commissariat Central Ihosy sy ny BFP Ihorombe ny 06 septambra 2025, nitondra fanentanana momba ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha-lahy na ny
