– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. – Jiolahy raindahiny iray , malaza ratsy amin’ny asa fanendahana sy karazana halatra maro miampy herisetra, no maty voatifitry ny Polisimpirenena avy ao amin’ny CUI sy UIR Tsaralalàna, ny alin’ny 14 Janoary 2026, teny Ambodivona,
