ANTSIRABE : NAHAZO VOKATRA MARO TAMIN’NY FITANDROANA NY FILAMINANA TAO ANATIN’NY HETSIKA MAHOMBY

❌Ady amin’ny tsy fandriampahalemana đź”´Mitohy hatrany ny hetsika ataon’ny Polisimpirenena ao amin’ny faritra Vakinankaratra, ao anatin’ny fanatanterahana ny hetsika MAHOMBY. đźš”Nandritra ny fisafoana tamin’ny alina ny herinandro lasa teo, nanomboka ny 23 hatramin’ny 28 febroary nataon’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Vakinankaratra

FIKAONANDOHAM-PIRENENA HO AN’NY POLISIMPIRENENA MALAGASY 2026

📍 Hisokatra amin’ny fomba ofisialy ny 2 Martsa 2026 izao eny amin’ny CCI Ivato ny Fikaonandoham-pirenena ho an’ny Polisimpirenena Malagasy. 🗣️ Dinika lehibe izay tsy hijanona eto Antananarivo fa miitatra any amin’ireo Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka manerana ny Nosy. Natao hakan-kevitra