NANAO HETSIKA MANOKANA HO FISOROHANA NY LOZAM-PIFAMOIVOIZANA NY FITALEAVAM-PARITRY NY FILAMINAMBAHOAKA ANALAMANGA

📢Fanentanana ho an’ireo mpampiasa lalana ‎🚑Mateti-pihavy ny trangana lozam-pifamoivoizana raha ho an’ny teto amin’ny Faritra Analamanga manokana tao ho ao. Voaresaka manokana ireo lalana tsara sy malalaka ka ahafahan’ny fiara mampiakatra ny hafainganam-pandeha ary mahatonga ny mpamily sasany halaim-panahy hihoam-pefy.

VEHIVAVY ROA NORAISIN’NY POLISIMPIRENENA AN-TANANANA : NY IRAY VOAENDRIKENDRIKA HO MPAMOSAVY TENY AMBATOMARO, NY IRAY VERIVERY SAINA KA NATERINA TAMIN’NY HAVANY TENY ANDOHALO

🚨Tranga roa izay mampiseho tokoa fa tsy natao hisehatra amin’ny fandriam-pahalemana fotsiny ihany ny Polisimpirenena fa tena miaro amin’ny lafiny rehetra ary manampy ny vahoaka tokoa. ‎ ‎✅Izany no hamporisihana ny olom-pirenena rehetra tsy hihafahafa hiantso na hanantona ny Polisy

AMBATONDRAZAKA : VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA ILAY LEHILAHY NANGALATRA FITAOVANA INFORMATIKA SY LELA VOLA 1 200 000 AR TAMIN’NY MPAMPIASA AZY.

-Ady amin’ny halatra isan-karazany -Lehilahy iray mpiasa mpanadio trano ao amin’ny orinasa iray any Ambatondrazaka no voasambotry ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Sampana fikarohana Fandikan-dalĂ na (SRPJ) ao amin’ny Fitaleavam-paritriny ny filaminambahoaka Alaotra Mangoro taorian’ny fitorian’ny tomponandraikitra ao amin’ilay orinasa ny

TOAMASINA : OLONA ROA VOASAMBOTRA NOHO NY FIVAROTANA RONGONY

-Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zava-mahadomelina -Ny 06 Martsa 2026, tao anatin’ny hetsika “Mahomby”, olona miisa 02 no voasambotry ny Polisy tao Ambalakisoa noho ny fivarotana rongony. Rongony 185 fonosana sy harona roa feno zava-mahadomelina no tratra teny amin’izy ireo.

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY ZON’NY VEHIVAVY

– Nisongadina tamin’ny alalan’ny Diabe ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Zon’ny Vehivavy taona 2026, izay notanterahina tetsy Anosy, Antananarivo. – Vehivavy sy fikambanam-behivavy maro avy amin’ny Andrim-panjakana sy sampandraharaham-panjakana, ary koa ireo solontenan’ny vehivavy avy amin’ny Faritra 24

FANKALAZANA NY ANDRON’NY VEHIVAVY 2026: NANDRAY ANJARA MAVITRIKA TAMIN’NY FAMBOLEN-KAZO NATAON’IREO VEHIVAVY AVY AO AMIN’NY ANDRIM-PANJAKANA SAMIHAFA TETSY AMBOHIMAHAVELONA, TALATAN’I VOLONONDRY NY FIVAPOVA

-Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Zon’ny Vehivavy, hankalazaina ny faha-08 Martsa ho avy izao, ny hetsika fambolen-kazo notanterahina tetsy Ambohimahavelona, Talatan’I Volonondry, ny Zoma faha-06 Martsa 2026. -Tonga nitarika sy nanome voninahitra izany ny vadin’ny Filohan’ny