– Ady amin’ny asan-jiolahy. – Voasambotry ny Polisin’ny FIP ao amin’ny faritra SAVA ilay lehilahy iray nikasa hanao fanafihana mitam-piadiana tamina « Cash Point » tany Sambava ny marainan’ny 08 Novambra 2025. – Naharay antso maika avy amin’ny mponina manodidina ny Polisimpirenena
