– Ny marainan’ny 28 Janoary 2026, tokony ho tamin’ny 5 ora, no naharay fampandrenesana ny Polisimpirenena mahakasika vehivavy 36 taona novonoina tamin’ny fomba feno habibiana tao amin’ny Fokontany sy Kaominina Ambanivohitra Tsaraitso, Distrikan’i Betroka. – Tonga teny an-toerana avy hatrany
