Ady amin’ny fanaovana hosoka -Lehilahy iray no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria Mahamasina ny marainan’ny 02 Septambra 2025, tokony ho tamin’ny 10 ora maraina, taorian’ny fitarainana voarain’izy ireo fa namitaka tamin’ny vola sandoka ity lehilahy ity. -Mody mametraka
