Ady amin’ny asan-jiolahy ✅ Ny 25 aogositra 2025, no nitrangàna fanafihana tokantrano iray teny Soavinimerina. Miisa 05 ireo jiolahy nanao io fanafihana io ary lasan’izy ireo ny vola 17 tapitrisa Ariary, peratra volamena miisa 02 ary kojakojan’entana maro. ✅ Taorian’ny
